Livre d'Or - Raolona (l'Homme)

 
Nom :
Email :
Site :
Ville / Pays :
Commentaires
 
Messages de 11 à 20 - Page n°2
26 Messages
« Précédente   1 - 2 - 3   Suivante »
 
Dagmar Kopse (Burgdorf) , le 13/10/10
 
 
Ntseheno RAFARALAHIMBOA (Antananarivo) , le 05/10/10
Web | Mail
 
 
Jean Razafindambo (Ottawa / Canada) , le 01/10/10
Web | Mail
 
 
RAKOTONDRAMONJY Sedera (Antananarivo - MADAGASCAR) , le 21/09/10
Malagasy aho ary hijanona ho Malagasy hatreo amin'ireo zanaka naterako, reharehako izany satria manana TARIKA MAHALEO izahay. Ianao zokibe RAOLONA no anisan'ny nampisy izany tarika reharahanay izany, mendri-piderana ianao zokibe mendrika ho lovan'ny taranaka fara aman-dimby ireo sangan'asa navelanao.
Ho ahy manokana dia nataoko ambany maso ilay fehezan-teny iray, izay diam-peninao milaza ny hoe : "NY FIAINANA HONO LETSY TSY VITA MORA, RAHA VAO SOLAFAKA EO IANAO DIA FENO MPANAKORA, FA NY MORA KIVY IO NO TSY HATAO, FA AO AMBADIKA AO NY ANJARANAO.
Farany, na lasa aza ianao, dia betsaka ireo mamy tavela ho anay.
Misaotra zokibe, MATORIA AMPIADANANA.

Sedera zanak'i MADAGASIKARA
 
 
ANDRIANAVALONA BENJA & PATTY (LE PECQ) , le 20/09/10
 
 
, le 20/09/10
 
 
 
RASOLOARISON Louis (Antananarivo Madagasikara) , le 18/09/10
Dia tena nikopaka niampita ny morona ny andrarezina
Siora razoky a
 
 
Simon-Pierre Bell , le 17/09/10
 
 
 
ARTE France , le 17/09/10
 
 
 
Andrianavalona Ravaka , le 16/09/10
misaotra zoky lahy t@ ny rehetra napetrakao ho lovanay taranaka aty am-para !! Rehefa ho avy ilay fotoana mbola ihaona isika e !!! Veloma zoky b
 
« Précédente   1 - 2 - 3   Suivante »
Messages de 11 à 20 - Page n°2
26 Messages
Patientez...
« Retour au site